Sélectionner une page

Ny fiaraha monina eo amin’ny fiainana kristianina

Ianareo no fanasin’ny tany; fa raha ny fanasina no tonga matsatso, inona indray no hahasira azy? Tsy misy heriny hanaovana na inona na inona intsony izy, fa hariana any ivelany ka hohitsahin’ny olona. Hianareo no fahazavan’izao tontolo izao. Tsy azo afenina izay tanàna miorina eo an-tampon-tendrombohitra. Ary koa, tsy misy olona mandrehitra jiro ka mametraka azy ao ambanin’ny vata famarana, fa apetrany eo amin’ny fanaovan-jiro, ka dia mazava amin’izay rehetra ao an-trano izany. Aoka hazava eo imason’ny olona toy izany koa ny fahazavanareo, mba hahitany ny asa soa ataonareo ka hankalazany ny Rainareo Izay any an-danitra.

Matio 5:13,15

Radio
        
Invitation
CAMP FAMILIAL 2018
Le camp de vacances de la ligue pour la lecture de la bible section Malagasy aura lieu à La Roche sur Yon, le chef-lieu de la Vendée.
Nous pourrons profiter aussi des espaces naturels aux alentours et découvrir en particulier la ville des Sables d’Olonne, réputée pour sa plage de sable fin, son ensoleillement privilégié et ses paysagespittoresques : dunes, marais, forêt d’Olonne…
Du mercredi 1er août à 13h au dimanche 5 août 2018 après-midi.
"Ainsi la foi vient de ce qu'on entend, et ce qu'on entend vient de la parole de Christ." Romain 10:17
Kaonferansa