Sélectionner une page

Fiaraha-monina

 

 

Fiaraha-monina Kristianina:

Anjaratsika Kristianina no maneho ny asan’i Kristy eo amin’ny fiainantsika. Amin’ny fitondrantena, ny fihetsika, fiteny, eo amin’ny fiaraha-monina. Izany rehetra izany dia ahitan’olona ny maha kristianina antsika, ary  anisan’ny fijoroana vavolombelona koa mba ahaliana ny olona anaraka an’i Jesoa.

Radio

RFM - RVM