Sélectionner une page

Pantekosta – Pentecôte

Malagasy

« Ary hoy Izy taminy: Mandehana any amin’izao tontolo izao ianareo, ka mitoria ny filazantsara amin’ny olombelona rehetra » Marka 16:15

Jesosy alohany hiakarany any amin’ny Ray, dia nanankina amintsika asa lehibe.
Noho ny manodidina izay samy manana ny ambaratongam-pinoany, ary betsaka no tsy mino na koa kristianina ara- pivavahana ( na chrétien religieux) , dia mety ho kivy isika amin’ny fanatanterahana an’izany asa izany.
Nefa mba hanatanterahan-tsika azy, dia tsy navelan’i Jesosy irery isika fa nandefasany hery dia ny Fanahy Masina izany.
Tsy maintsy manaiky nefa isika fa tsy tongatonga ho azy izany batisa ny fanahy masina izany.
Amin’izao fetin’ny Pentekôsta izao,fahatsiarovana ny nilatsahan’ny Fanahy Masina tamin’ny apostoly, 2000 taona lasa izay, izahay eto aminy Mana-isan’andro.fr dia mampahatsiahy anao mba handray ny herin’izany Fanahy Masina izany, raha tsy izay dia tsy afaka hamoa voa- tsara ny fijoroanao vavolombelon’i Kristy.
Ho vavolombelona marina an’i Jesosy Kristy anie ianao, ao anatin’ny fianakavianao, any amin’ny toeram-piasanao , n’aiza n’aiza ametrahan’ny Tompo anao…
Ho fitaovana eo ampelatanan’Andriamanitra mba hanitatra ny fanjakany anie ianao.
Mba hanana fiantraikany amin’ny fianan’ny olona anie ny asa fitoriana izay ataonao : hitondra azy amin’ny fibebahana ( na fiovam- po), handraisany an’I Jesosy ho Tompo sy mpamonjiny mba hahafahany mandova ny fiainana mandrakizay ary mba handraisany koa ny fanomezam-pahasoavana avy amin’ny Fanahy Masina.
Ho tahian’i Jesosy Kristy anie ianao !

Français

« MAIS VOUS RECEVREZ UNE PUISSANCE, LE SAINT ESPRIT SURVENANT SUR VOUS, ET VOUS SEREZ MES TÉMOINS A JÉRUSALEM, DANS TOUTE LA JUDÉE, DANS LA SAMARIE, ET JUSQU’AUX EXTRÉMITÉS DE LA TERRE. » Actes 1 :8

« Puis il leur dit: Allez par tout le monde, et prêchez la bonne nouvelle à toute la création. » Marc 16 :15

Jésus avant de s’en aller au père, nous a confié cette grande mission.
Face à notre entourage assez diversifié au niveau de leur foi, dont une majorité de non-croyant et de chrétiens « religieux » nous pouvons vite être découragés pour la réalisation de cette tâche.

Mais pour l’accomplir, Jésus ne nous a pas laissé seul en nous demandant de nous débrouiller mais il nous a envoyé une puissance qui est l’Esprit Saint .

Encore faut- il que nous acceptions ce baptême du Saint – Esprit.

En ce temps de la Pentecôte, fête qui nous rappelle la descente de l’Esprit Saint sur les apôtres il y a 2000 ans, c’est pour nous membre de l’équipe de Mana- isan’andro.fr une occasion de vous rappeler également d’accepter cette puissance du Saint Esprit sans laquelle vos témoignages ne pourront porter du fruit.

Soyez des vrais témoins de Jésus Christ dans votre famille, à votre travail, là où Dieu vous place…

Soyez des instruments dans les mains de Dieu pour agrandir son royaume.

Impactez la vie des gens par votre évangélisation: en les ramenant à la repentance et à reconnaître Jésus comme leur Seigneur et sauveur afin d’hériter de la vie éternelle et qu’ils puissent à leur tour recevoir le don du Saint Esprit.

Que notre Seigneur Jésus vous bénisse!

A voir aussi

PGlmcmFtZSB3aWR0aD0iMTAwJSIgaGVpZ2h0PSIxMDAlIiBzcmM9Imh0dHBzOi8vd3d3LnlvdXR1YmUuY29tL2VtYmVkLzBaZmpSTHhkUU9VP2NjX2xvYWRfcG9saWN5PTEiIGZyYW1lYm9yZGVyPSIwIiBhbGxvd2Z1bGxzY3JlZW4+PC9pZnJhbWU+
Fikambanan'ny mpiara mamaky ny Baiboly Frantsa
Boky Firaketam-bavaka