Sélectionner une page
radio vaovao mahasoa

Radio Vaovao Mahasoa

Miangavy anao hijery ny farany ambanin’ny « écran » anao fa misy « lecteur » eo.

 

Tsindrio izay Radio tinao henoina.

Raha tsy tinao ho tapaka ny radio rehefa miova pejy ianao dia tsindrio ny bokotra  

Fanamarihana:
Raha mampiasa chrome version 55  ianao dia tsy mande i ny radio shoutcastV1 , izany hoe ny RVM sy ny RMK lasa manao hoe source not found,

Vahaolana:
Na ianao mampiasa navigateur hafa ohatra: Firefox, Internet explorer, Opera …, na ataonao mise à jour ny chrome.

Misaotra Tompoko.

Radio Vaovao Mahasoa:

RVM (RADIO – 106.8):

Fandaharana mana isan’andro isaky ny:

Alatsinainy – Sabotsy: 10h maraina (ora madagasikara)

Alahady: 08h00 Alina (ora madagasikara)

facebooktranonkala

Radio Madagasikara ho an’i Kristy

RMK (Radio – 102.4)

Fandaharana mana isan’andro isaky ny:

Alatsinainy – Sabotsy: 7h00 maraina (ora madagasikara)

Alahady: 7h30 maraina (ora madagasikara)

facebooktranonkala