Sélectionner une page

Vakiteny rehetra

Ankaterena sa avy amin’ny fo?

Ankaterena sa avy amin’ny fo?

-Tsy nisy niteny t@Zakaiosy mihitsy hoe « amidio ny fanananao dia izao sy izao avy »!
-Tsy nisy niteny t@ilay vehivavy janga mihitsy hoe « vakio ilay tavoahangy feno menaka dia ataovy @tongotry ny Tompo »!
-Tsy nisy niteny t@ireo olona tsy omby 3000 niova fo mihitsy hoe « tsy maintsy mihaino ny Toritenin’ny Apostoly …

Hamaky

Tempolin’Andriamanitra

Tempolin’Andriamanitra

Tany @Test taloha dia ilay tempoly naorin’i Solomona tao Jerosalema no atao hoe « tranon’Andriamanitra » tsy misy ankoatra io raha ny Tenin’Andriamanitra no jerena! Ary tao Andriamanitra no nitoetra hatramin’ny andron’i Jesosy! …

Hamaky
Famaky ny baiboly

Famaky ny baiboly

Fahiny izahay dia nampianarina hoe toy izao no famaky ny Baiboly:

1-Ianarana tsara ny Filazantsara 4, averina vakiana in-3 mba ho azo tsara ny fomba fiasan’i Jesosy sy ny Filazantsara notoriany
2-Vakiana ny tantaran’ny Asan’ny Apostoly hahalalanao ny tena fiainan’ny Fiangonana voalohany, azonao averina vakiana raha tsy tafapetraka tsara.
3-Vakiana …

Hamaky