Menu - tsindrio eto

Fanilo

MANA HO AN'NY ANKIZY

_Fanilomgapi_

20 SEPTAMBRA

EKSODOSY 13. 14-16 F.6

INONA NO ANTON’IZANY ? |

Fanotaniana hipetraka amin’ireo ray aman-dreny izany any aoriana any. Efa nomen’ny Tompo sahady anefa ny valiny. Mba avereno hoe raha tadidinao. Zava-dehibe ny hahafantaran’ny taranaka ny tantara. Izany no antom-pisian’ny Fanilo, hanampy anao hahafantatra ny zavatra lehibe nataon’ny Tompo tany aloha elabe tany. Rehefa mahafantatra izany ny ankizy dia hino sy hatoky ny Tompo ka hametraka ny fanantenany Aminy. Tadidio foana fa fitiavana no nahatonga ny Tompo nanao ireny rehetra ireny. Tia anao koa Izy ary te hiara-miaina aminao isan’andro. Mazotoa mamaky ny teniny sy mivavaka Aminy isan’andro.

Vavaka : Tompo o ! ampio aho mba ho tian y teninao izay manambara ny asanao mahagaga mba hitombo ny finoako sy ny fitiavako Anao.

_Fanilomgapifin_

_Fanilofrapi_

20 SEPTEMBRE

EXODE 13. 14-16 Q.6

QUELLE EST LA CAUSE DE CELA ? |

C'est une question que les parents se poseront plus tard. Mais le Seigneur a déjà donné la réponse. Répétez-la si vous vous en souvenez. Il est important que les générations futures connaissent l'histoire. C'est la raison d'être du Phare : vous aider à connaître les grandes choses que le Seigneur a accomplies jadis. Quand les enfants le savent, ils croiront en lui, lui feront confiance et placeront leur espérance en lui. N'oubliez jamais que le Seigneur a fait tout cela par amour. Il vous aime aussi et désire vivre avec vous chaque jour. Lisez assidûment sa Parole et priez-le chaque jour.

Prière : Seigneur ! Aide-moi à aimer ta parole qui révèle tes œuvres merveilleuses, afin que ma foi et mon amour pour toi grandissent.

_Fanilofrapifin_

Audio Septambra

 

 

 

 

Radio

RFMRVM

Fichier Fanilo