Menu - tsindrio eto

Isika samy isika

Miangavy anao hijery ny farany ambanin’ny « écran » anao fa misy « lecteur » eo.

Fomba fihainoana ny audio:
Rehefa tsindrinao ny album iray, ohatra Asaph dia mivoaka ao anatin’ny lecteur.
Avy eo tsindrina ny « play »

Manasa anao aho hanandrana ireo bokotra rehetra.

Misy roa ny fandaharana isika samy isika , alarobia sy sabotsy.
Mihainoa finaritra tompoko.
Fandaharana atolotr’i Camille RAFALIMANANA.


Raha hi-télécharger ireo toriteny sy fampianarana dia tsindrio ny bokotra.

 

Raha misy olana ara-teknika na koa azonay hanampiana anao manokana dia hanoraty eto ambany eto izahay. Misaotra tompoko.

Andefa hafatra

5 + 8 =

15 minutes de grâce et de vérité

La foi et les œuvres | Les épîtres de Jacques #3

Raha hi-télécharger ireo toriteny sy fampianarana dia tsindrio ny bokotra.

Misy lalana ataon’ ny olona ho mahitsy, Kanjo lalana mivarina any amin’ ny fahafatesana no iafarany. Na dia mihomehy aza, dia ory ihany ny fo, Ary ny faran’ ny hafaliana dia alahelo.
Ohabolana 14:12-13