Sélectionner une page

Amour Infini de Dieu

« Izay tsy nahalala ota dia efa nataony ota hamonjy antsika, mba ho tonga fahamarinan’Andriamanitra ao aminy kosa isika. »2 Korentiana 5 :21

Izaho no tokony no fantsihina teo ambonin’io hazo fijaliana io.
Kanefa ianao ilay tsisy tsiny no indro nivesatra ny otako, ny heloko sy ny aretiko.
Iza moa aho Jesosy no nanenohoanao ny fara- fitiavanao?
Olona tsy mendrika , tsy tanteraka aho nefa no vonjenao.
Mahagaga, Lalim- paka, tsisy fetrany tokoa ny fitiavanao ahy.
JESOSY Ô, ILAY FITIAVANAO IHANY NO MAHA AFAKA AHY, ILAY FITIAVANAO IHANY…MISAOTRA JESOSY Ô

« Ary rehefa nanandrana ny vinaingitra Jesosy, dia nanao hoe: Vita; dia nanondrika ny lohany Izy ka nanolotra ny fanahiny. » Jaona19 :30

VITA !
Anio, raha ohatra ka mbola mieritreritra fa tsy mendrika ny hovonjena ianao , aza manamelon-tena intsony fa efa VITA ! Nisolo heloka anao Jesosy.
Efa natolony ny ainy ho anao ;Olona afaka ianao ankehitriny.. Raiso ny famindrampony sy ny fitiavany anao !
Ekeo izy ho Tompo sy mpamonjinao !

 

 

L’amour de Jésus pour toi

 

 

 « Celui qui n’a point connu le péché, il l’a fait devenir péché pour nous, afin que nous devenions en lui justice de Dieu. » 2Corinthiens 5 :21

C’est moi qui aurais du être cloué(e) sur cette croix.
Pourtant c’est toi l’innocent qui a porté le poids de tous mes péchés, mes fautes et mes maladies.
Qui suis- je Jésus pour que tu me démontres un amour aussi grand ?
Je ne suis pas quelqu’un de digne, mais tu es venu me sauver ;
Ton amour pour moi est incroyable, profond et sans limite.

JESUS, TON AMOUR SEUL ME SAUVE, TON AMOUR SEUL…MERCI JESUS

« Quand Jésus eut pris le vinaigre, il dit: Tout est accompli. Et, baissant la tête, il rendit l’esprit. »Jean 19 :30

TOUT EST ACCOMPLI !
Si aujourd’hui tu penses encore que tu ne mérites pas d’être sauvé à cause de ton passé, ne te culpabilise plus, parce que TOUT EST ACCOMPLI ! Il a déjà payé le prix à ta place. Il a donné sa vie pour toi. Tu es libre maintenant.
Reçois son amour et son pardon !
Accepte- le comme ton Seigneur et ton sauveur !

Radio

RFM - RVM