Fomba fandefasana IREO hira
- Atao anaty dossier misy anarany mazava tsara ireo hira. Ohatra: anaran’ny album.
- Alefaso eto ilay dossier avy eo.
- Ireto avy ny « extension » audio afaka alefanao: .mp3, .ogg, .wav, .cda, .ac3 . Ankaotr’izay dia tsy tafiditra.
- Raha misy olana dia aza misalasala manoratra aminay.
Misaotra anao mialoha.
Tahian’i Jesosy.
Raha nandefa hira ianao dia azonao jerena ao amin’ny « hira nomenareo » ireo hira.
