Menu - tsindrio eto

Être chrétien

CTMI International | Miki HARDI

Raha hi-télécharger ireo toriteny sy fampianarana dia tsindrio ny bokotra.

 

Raha misy olana ara-teknika na koa azonay hanampiana anao manokana dia afaka manoratra eto ambany ianao.

;

Andefa hafatra

6 + 3 =

avoir faim de la vérité

Jean 4 : 24

Fiadanana no avelako ho anareo, ny fiadanako no omeko anareo; tsy tahaka ny fanomen’ izao tontolo izao no fanomeko anareo. Aza malahelo na matahotra ny fonareo.

Jaona 14 : 27

Ianao izay mitady fatratra vola aman-karena,  ianao izay mitady fatratra an'i Jesosy mba hampitombo ny volanao na ny harenao, anio dia lemeo ny fonao handray ny fiadanana avy amin'ny Jesosy izay tena fiadanana mihazona anao amin'ny andro mahory anao