Menu - tsindrio eto

Informations et Aide

mana-isanandro.fr

Cookies:

– Nous utilisons des cookies :

• Afin de ne pas vous agresser avec les popups tous les jours ou à chaque connexion. Nous utilisons les cookies pour faire en sorte que les popups s’affichent uniquement une fois tous les 2, ou même 3 jours.
• Pour les mesures statistiques d’audience (Google Analytics), plus de détails.

Fanampiana  (Don):

Ny tranokala www.mana-isanandro.fr dia azo antoka tsara: « sécurisé ». Na dia izany aza anefa dia tsy mandalo amin’ny tranokalanay ny fanaovana ny « paiement de don » fa mandalo amin’ny site Paypal; Tsy misy donnée anao manokana mandalo aty aminay mihitsy izany.

Azonao jerena ao amin’io tranokala io avokoa ny « Condition générale » rehetra momba izany paiement izany. IO Tranokala io dia azo atokisana tsara ary efa matetika fampiasanay.

Le site:

Le site mana-isanandro.fr existe depuis 2010. Voici une vidéo qui présente le site ainsi que notre mission selon ce que le Seigneur Jésus à mis dans notre coeur par le Saint Esprit.

Ce site est totalement gratuit et sans publicité. Si vous avez de la publicité affiché en naviguant sur ce site: « ce n’est pas normal », pensez à utiliser un logiciel de nettoyage de programmes publicitaires (adware ou malware) ex: adwcleaner.

Soyez bénis par notre Seigneur Jésus Christ.

.

Présentation mana-isanandro.fr

- FMMB:

FIKAMBANAN’NY MPIARA MAMAKY NY BAIBOLY.

Contact:

Fikambanan’ny Mpiara-mamaky ny Baiboly,
Totobato ranavalona voalohany, Antaninarenina, Antananarivo.
Tel: 00261327214727.

– CTMI:

UNIS PAR LA CROIX

Church Team Ministries International est un réseau chrétien informel, créé en 2001 par une équipe de leaders de différents pays africains, unis par le message de la croix et l’œuvre de Dieu dans leur vie.La vision de CTMI est d’équiper et d’affermir les leaders et les églises d’Afrique et d’ailleurs par le message apostolique de la croix. Pour accomplir cette vision, CTMI organise plusieurs conférences et événements, diffuse ses messages sur la télévision et la radio, et distribue des produits à travers ses « hubs » (centres) en Afrique et dans le reste du monde.

Contact: 

– GBPE:

 

Ny Fikambanan’ny Mpitantana sy ny Mpiasa Mandinika ny Baiboly (FMMMB – Groupe Biblique des Professionnels Engagés na GBPE) dia Fikambanana niforona tamin’ny taona 1976 tany Madagasikara izay nitondra ny anarana Fikambanan’ny Mpiasa Mandinika ny Baiboly (Goupe Biblique des Travailleurs na GBT) tany am-piandohana.
Fikambanana ny FMMMB na GBPE fa tsy Fiangonana, tsy antokom-pinoana vaovao koa na antokom-pivavahana vaovao ary tsy hanangana izany na oviana na oviana.
Tsy mirona na miankina amin’ny antokom-pinoana na antokom-pivavahana ny GBPE fa afaka miara-miasa amin’ny Fikambanana na Fiangonana manaiky ny vina’ny Fikambanana.
Tsy manavaka ara-pinoana na ara-pirazanana, na ara-poko ny GBPE ary tsy manao politika.
Fikambanana kristiana laika ny GBPE ka tsy azo atao mpitondra ao amin’ny GBPE ny mpitondra fivavahana.
Fikambanana iraisam-pirenena izay manana ny Foiben-toerana any Madagasikara ny GBPE

Misy dingana 5 ny fitaizam-panahy ao amin’ny GBPE:

  1. Ny fahateraham-baovao: “Raha tsy ateraka indray ny olona, dia tsy mahazo mahita ny fanjakan’Andriamanitra.Raha misy olona tsy ateraky ny rano sy ny Fanahy, dia tsy mahazo miditra amin’ny fanjakan’Andriamanitra izy.(Jao 3 : 3,5)
  2. Ny fanorenana: Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy.”(1Kor 3:11)
  3. Ny Fitomboana « mitombo tsara ho tempoly masina ao amin’ny Tompo” (Efe 2:21) “mahavokatra amin’ny asa tsara rehetra sady mitombo amin’ny fahalalana tsara an’Andriamanitra” (Kol 1:10)
  4. Ny fanompoana : “Ary zarazaraina ho samy hafa ny fanompoana, nefa ny Tompo dia iray ihany (1Kor 12:5)
  5. Ny Fanahafana an’I Kristy: “Aoka hanahaka ahy ianareo, dia tahaka ny anahafako an’i Kristy. (1Kor 11:1)

Contact:
John’s Ramaherison – +261340317585

– Pasteur TOVO:

Contact:
RATOVONTSOA Toky Maminiaina.
Evangile Sans Frontières Madagascar.
Tél: +261 33 73 979 21