Menu - tsindrio eto

Radio Fahasoavana Mahagaga

103.8

Radio Fahasoavana Mahagaga – 103.8 FM
Misy toriteny, hira fiderana, fandaharana ho an’ny fianakaviana, vehivavy. ..

Fanamarihana:

– Miseho eo amin’ny lecteur ny titre rehetra.
– Ny Radio Fahasoavana Mahagaga dia afaka enonao ao amin’ny Application Tunin Radio ho an’izay mampiasa azy.

Raha hi-télécharger ireo toriteny sy fampianarana dia tsindrio ny bokotra.

Miara mandeha amin’i Jesoa

Fahazoana antoka ny famonjena

15 minutes de grâce et de vérité

Le piège de l'isolement | Les pièges de la vie chrétienne #1 | Jocelyn Séry

 

Raha misy olana ara-teknika na koa azonay hanampiana anao manokana dia tsindrio ny bokotra.

Misy lalana ataon’ ny olona ho mahitsy, Kanjo lalana mivarina any amin’ ny fahafatesana no iafarany. Na dia mihomehy aza, dia ory ihany ny fo, Ary ny faran’ ny hafaliana dia alahelo.
Ohabolana 14:12-13