Menu - tsindrio eto
Hira nomenareo

Miangavy anao hijery ny farany ambanin’ny « écran » anao fa misy « lecteur » eo.

Fomba fihainoana ny hira:
Rehefa tsindrinao ny album iray, ohatra Asaph dia mivoaka ao anatin’ny lecteur.
Avy eo tsindrina ny « play »

Manasa anao aho hanandrana ireo bokotra rehetra.

  • Misy hira izay tsy misy « album na artiste » miangavy ireo izay nizara mba hanoratra aminay hanovana ireo.
  • Misy album izay efa voarainay taloha tsy tafiditra ato. Miala tsiny tompoko.
  • Ireo hira vahiny dia tsy afaka ampidirinay noho ny lalàna

Safidio izay tianao:


Raha hi-télécharger ireo toriteny sy fampianarana dia tsindrio ny bokotra.

Hoy Jesosy taminy: Izaho no mofon'aina; izay manatona Ahy tsy mba ho noana, ary izay mino Ahy tsy mba hangetaheta intsony.

Jaona 6:35