Fifandraisana
Salama Tompoko,
1 – Miangavy anareo izay manoratra aminay mba hanome adiresy mailaka marina hafahanay mamaly anareo. Maro ireo olona mametraka fanontaniana anefa diso ny adiresy ka tsy misy azonay hatao.
2 – Ireo olona te handray mana amin’ny Mail dia tsy maintsy manao fisoratana anarana ao amin’ny pejy « Mana Anio », misy mailaka alefanay mantsy hafahanay manamarina fa ny tompon’ny mail no mangataka.
Misaotra Tompoko.