Menu - tsindrio eto

Andefaso mana aho

Mba hafahanao mandray ny mana amin’ny mailaka dia mba fenoy ny « Formulaire » azafady.

FENOY AZAFADY

Ny mana sy vakiteny izay vakinao eto amin’ny « site » isan’andro ihany no alefanay mailaka.

Misy mailaka alefanay hahafantarana fa ny tompon’ny adiresy email marina no mangataka ny mana. Rehefa tsy « validé » ny adiresy email dia tsy alefanay ny mana. Mila tsindrina ny bokotra « Manaiky aho ny handray ny mailaka » ao anatin’ilay email mba ho « validé » ny adiresinao.

Misaotra tompoko

Miara mandeha amin’i Jesoa

Fahazoana antoka ny famonjena

"L'homme qui enfante"

 

Raha misy olana ara-teknika na koa azonay hanampiana anao manokana dia tsindrio ny bokotra.

Misy lalana ataon’ ny olona ho mahitsy, Kanjo lalana mivarina any amin’ ny fahafatesana no iafarany. Na dia mihomehy aza, dia ory ihany ny fo, Ary ny faran’ ny hafaliana dia alahelo.
Ohabolana 14:12-13