Fomba fandefasana ny fanampiana
Mvola
Numéro andefasana azy:
034 74 640 61
– Andefaso hafatra izahay raha tinao omena fikambanana manokana ilay vola. Mamaly hafatra amin’ny whatsapp koa izahay amin’io numéro io ihany.

Hanoraty izahay raha virement bancaire no mety aminao hafahanay manome anao ny RIB.
Misaotra anao mialoha
